|
|
|
|

Teny iditra1  misaotra
Fototeny  2  saotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to thank; to bless; to divorce one's wife
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] remercier; bénir; divorcer de sa femme
Ohatra  7  misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [2.324]
8  misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny misaotra io

Fivaditsoratra  14  amotsira, isoratam, misaotra, misorata, mositara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21