Teny iditra misara (sara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Andoavana sarany: Tsy misara ity lakana ity, tompoko, fa miakara amin' izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misara
Ny lasa : nisara
Ny hoavy : hisara
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31