Teny iditra | 1 misarika |
Fototeny | 2 sarika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tirer; enlever avec la main |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny misarika io |
Fivaditsoratra | 12 marisika, misarika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |