Teny iditra misariraka (sariraka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifotofoto, misavorovoro toy ny kofehy, misaritaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misariraka
Ny lasa : nisariraka
Ny hoavy : hisariraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31