Teny iditra | 1 misaritaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be in disorder |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être pêle-mêle 6 [1.6] [Tanala] être en désordre; être ébouriffés (cheveux) |
Ohatra |
7 [2.472] Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. 8 [2.895#] Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. |
Fototeny | 9 saritaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misaritaka io |
Fivaditsoratra | 15 amaritsika, misaritaka, ramitsiaka, tsimiaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |