Teny iditra | 1 misaritaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 saritaka |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to be in disorder |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] être pêle-mêle 11 [1.6] [Tanala] être en désordre; être ébouriffés (cheveux) |
Ohatra |
12 [2.472] Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. 13 [2.895#] Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misaritaka io |
Fivaditsoratra | 15 amaritsika, misaritaka, ramitsiaka, tsimiaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |