Teny iditra (1/3) | 1 misary |
Fototeny | 2 sary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pretend something |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] ressembler à, feindre, simuler 7 [1.8] faire semblant |
Ohatra |
8 Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 misary |
Fototeny | 11 sary |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mitsirika, misafo Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny misary io |
Teny iditra (3/3) | 24 misary |
Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Bara]
mamangy |
Fivaditsoratra | 27 masiry, misary, misira, raisim, siraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |