|
|
|
|

Teny iditra1  misary zoro
Singan-teny  2  misary, 3  zoro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody
ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  chercher un coin pour pondre (se dit des poules)
chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3#581]
7  Chercher à se faufiler, comme la poule qui cherche un coin pour pondre. Chercher un endroit caché pour voler [2.415#5012]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12