Teny iditra (1/2) | 1 misasa |
Fototeny | 2 sasa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manadio tena amin'ny rano. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wash oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] Être lavé, se laver 7 [1.8] se laver, faire sa toilette |
Fanazavàna teny italianina |
8 [1.18] essere lavato; lavare, ihar. |
Ohatra |
9 Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misasa io |
Teny iditra (2/2) | 15 misasà |
Fototeny | 16 sasa |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 asasim, asisam, isasam, misasà, misasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |