Teny iditra misatrana (satrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao satrany, izany hoe sasiny amin' ny zavamaneno alohan' ny tena feon-kira iarahana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
misatrana
nisatrana
hisatrana

2010/05/14