Teny iditra | misatrasatra (satrasatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miaina misefosefo (fiteny indrindra amin' ny marary) [1.1] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | misatrasatra, mitsaratsara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |