Teny iditra | misàvaka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Misaraka, mifanalavitra, mitresaka: Mitomoera soa fange misavaka ny seza (Mipetraha tsara fandrao dia mitresaka ny seza) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |