Teny iditra | misava lalana | |
Singan-teny | misava ; lalana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415] | |
Ohatra | Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
[1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26 |