Teny iditra | 1 misava lalana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#2953] Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres |
Ohatra |
5 [1.1] Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana |
Singan-teny | 6 misava, lalana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |