Teny iditra | 1 misava ny zavona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] lasa na foana ny zavona; enti-milaza koa ny fahataperan' ny fotoam-pisaonan' ny maty vady |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#2883] Les brouillards se dissipent. Expression consacrée pour dire : quitter le deuil. |
Singan-teny | 5 misava, zavona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |