Teny iditra | 1 misava ranonando |
Singan-teny | 2 misava, ranonando |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |