Teny iditra misavovoka (savovoka (vovoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vovoka miainga mitambolimbolina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misavovoka
Ny lasa : nisavovoka
Ny hoavy : hisavovoka
Filaza mandidy : misavovoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20