Teny iditra | 1 misavovona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miavosa, mifanongoa: Nisy antonta-mololo nisavovona teo an-tokotanin' i Dadabe |
Fototeny | 4 savovona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 isavovonam, misavovona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |