Teny iditra misazoka (sazoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
misazoka
nisazoka
hisazoka
misazoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31