Teny iditra | miseasea | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tsy maharitra: Nataon-dreniko kidofotsa aho ko save niseasea ra hitaroña amin'ny saiko (Nomen'ny neny zavatra antsokosoko aho ka tsy aritro ny tsy hiteny amin'ny zandry) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |