Teny iditra misehaseha (sehaseha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] sempotsempotra, miefonefona [Rakotosaona 1972]
 Sahisahy, miandranandrana mampiseho avona, mirehareha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misehaseha
nisehaseha
hisehaseha
misehasehava
Teny nalaina 

2013/05/10