|
|
|
|

Teny iditra1  miseho
Fototeny  2  seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha
5  [1.13] mitranga araka ny hita maso
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] apparaître
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny miseho io

Fivaditsoratra  22  hesoim, ihosem, mihose, miseho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21