Teny iditra | 1 misento |
Fototeny | 2 sento |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandefa sento: Misento lava io mahantra io Miato kely: Nisento kely izahay nony tongateo an-dohasaha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to sigh; to sob |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] soupirer, sangloter |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny misento io |
Fivaditsoratra | 12 misento, sentoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |