Teny iditra | misesitra (sesitra) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka, Tanala] mitroka, mifoka paraky na sigara [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
[Bara] mifoka [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||
mitsentsitra [SLP 1986] | |||||||||||||
Fandikana frantsay | absorber [SLP 1986] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny mitovy hevitra | mitroka | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |