Teny iditra misetry (setry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misetry
nisetry
hisetry

Teny iditra misetry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mitsoboka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misetry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] manao antsitrika [Rakotosaona 1972]

2010/05/06