|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misetry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra
Fototeny  4  setry
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)8  misetry
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taisaka] mitsoboka

Teny iditra (3/3)11  misetry
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] manao antsitrika

Fivaditsoratra  14  miritse, misetry, mistery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21