Teny iditra | 1 misevosevo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo: Ilazao izy tsy hisevosevo foana toy izany |
Fototeny | 4 sevosevo |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 misevotsevoka |
Fivaditsoratra | 10 misevosevo, sevosevoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |