Teny iditra | misikim-ponitra (sikina, fonitra) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | miasa amin-kerimpo mafy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to gird up one's loins in earnest. [Richardson 1885] | |
to gird oneself tightly in order to work hard [Hallanger 1973] | ||
Teny mitovy hevitra | manao sikim-ponitra ~ misikin-dahy | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny misikim-ponitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |