Teny iditra (1/2) | 1 misikina |
Fototeny | 2 sikina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler |
Ohatra |
7 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 misiky |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 misikìna |
Fototeny | 16 sikina |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misikina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 ikisinam, isikinam, manisiky, masikiny, mikisina, misikina, misikìna, nisikiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |