|
|
|
|

Teny iditra1  misimisy
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.472] Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana.
4  [2.471] Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo.
5  [1.38] Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa.
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny misimisy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07