|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] be vazivazy

Teny iditra (2/3)4  misina
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Taimoro] misangisangy

Teny iditra (3/3)7  misiña
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara] mangina

Fivaditsoratra  10  manisy, masiñy, misina, misiña, naisim, nisaim, nisiam, sainim, simain, sinima

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05