Teny iditra (1/3) | 1 misinda |
Fototeny | 2 sinda |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mibilaka, mivena, misilaka |
Teny iditra (2/3) | 5 misinda |
Fototeny | 6 sinda |
Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 13 misindà |
Fototeny | 14 sinda |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 disanim, isindam, misandy, misinda, misindà, nasidim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |