Teny iditra | misingotra (singotra) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro ¶ Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka ¶ Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny misingotra io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |