Teny iditra | 1 misionera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany |
Ohatra |
4 [2.324] Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |