Teny iditra | misionera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1] | |
Ohatra | Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona.
[2.324] | |
Ny fihaviany | Frantsay: missionaire. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |