|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny) [1.1]

Teny iditra (2/2)4  miso
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Jereo meso [1.1]

Fivaditsoratra  7  miso, SIMO

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31