Teny iditra misobilatra (sobilatra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misompirana, misolila: Misobilatra ity hazofisaka ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misobilatra
Ny lasa : nisobilatra
Ny hoavy : hisobilatra
Filaza mandidy : misobilara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31