| Teny iditra | 1 misohika |
| Fototeny | 2 sohika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mararin' ny sohika
5 Tsy avy miaina, semposempotra: Misohika izy rehefa miaka-piakarana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 mikisoha, misohika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|