Teny iditra misokatra (sokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mivoha [Rakotosaona 1972]
 Afa-tsarona: Misokatra ny vata
¶ Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky
¶ Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity
¶ Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo
¶ Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery
¶ Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misokatra
nisokatra
hisokatra
misokafa

2010/12/22