Teny iditra | 1 misolafaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 solafaka |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to slip |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] glisser |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |