Teny iditra | 1 misolampy |
Fototeny | 2 solampy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mitsatoka fa somary mandry ila, manary rano: Misolampy ny tokotaninay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be slanting 6 [1.7] to slope; sloping |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être en pente, en talus |
Haiendriteny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Bikan' ny tandrok' omby |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |