|
|
|
|

Teny iditra1  misolika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mamitaka, manolikoly amin' ny fomba tsy mendrika, misolelaka
Fototeny  4  solika
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  misakilo, misolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21