|
|
|
|

Teny iditra1  misolo
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
Manova: Mbola misolo akanjo izy
Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be a substitute for
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#623] être remplacé, compensé
Ohatra  7  Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472]
8  Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny misolo io

Fivaditsoratra  16  misolo, mosoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21