Teny iditra misomaradimbana (somary, dimbana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tailana; misy avo sy iva: Misomaradimbana no nanetezanao ity lamba ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misomaradimbana
Ny lasa : nisomaradimbana
Ny hoavy : hisomaradimbana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31