Teny iditra | 1 misomarototra |
Fototeny | 2 somarototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarototra ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 misomarodoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |