|
|
|
|

Teny iditra1  misompatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  sompatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to do wanton damage
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] saboter, détruire par vandalisme
11  [1.6] voir manompatra
Ohatra  12  [2.606#] Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy.
13  [2.296#] Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika.
Tovy hevitra  14  manompatra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny misompatra io

Fivaditsoratra  16  mampitrosa, misompatra, mpamositra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/05