|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misompirana
Fototeny  2 sompirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana
5 Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba
6 Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra
7 Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be oblique, to be bevelled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être en biais, être placé obliquement [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mibirioka, 15  mivaona, 16  mivilana, 17  tailana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)19  misompiràna
Fototeny  20 sompirana
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misompirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misompiràna, misompirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08