Teny iditra | 1 misonenika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandihy misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy aradalàna tsara |
Fototeny | 4 sonenika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny misonenika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |