|
|
|
|

Teny iditra1  misongy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza omby sady mitrongy tany amin' ny tandrony no somary mitrifana ary manainga rambo
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07