Teny iditra misoratra (soratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2]
Fanazavàna teny frantsay S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3]
Ohatra 
1ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588]
2Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895]
3Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misoratra
Ny lasa : nisoratra
Ny hoavy : hisoratra
Filaza mandidy : misorata
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11